forked from WA-Catalog/plt_tn
20 lines
755 B
Markdown
20 lines
755 B
Markdown
# hozaraina ny vidiny
|
|
|
|
"hozaraina ny vola" na "hozaraina ny vola azon'izy ireo"
|
|
|
|
# Fa raha fantatra
|
|
|
|
DH: "raha fantatry ny olona" na "raha fantatry ny tompony"
|
|
|
|
# efa zatra nanoto ilay omby teo aloha
|
|
|
|
"efa nanoto biby hafa teo aloha"
|
|
|
|
# tsy nanidy izany ny tompony
|
|
|
|
Io dia midika fa tsy nanidy ny ombiny tsara tao anaty vala ny tompony. Izany dia afaka ambara mazava ao amin'ny fandikan-teny. DH: "tsy nanidy izany tao anaty valany ny tompony"
|
|
|
|
# tsy maintsy hanonitra omby ho solon'ny omby izy
|
|
|
|
Ny tompon'ny omby izay namono dia tsy maintsy manome omby ho an'ilay olona izay namoy ny ombiny. Izany dia afaka ambara mazava ao amin'ny fandikan-teny. DH: "ny tompon'ny omby izay namono dia tsy maintsy hanome omby velona ho an'ny tompon'ny omby izay maty"
|