plt_tn/exo/21/35.md

755 B

hozaraina ny vidiny

"hozaraina ny vola" na "hozaraina ny vola azon'izy ireo"

Fa raha fantatra

DH: "raha fantatry ny olona" na "raha fantatry ny tompony"

efa zatra nanoto ilay omby teo aloha

"efa nanoto biby hafa teo aloha"

tsy nanidy izany ny tompony

Io dia midika fa tsy nanidy ny ombiny tsara tao anaty vala ny tompony. Izany dia afaka ambara mazava ao amin'ny fandikan-teny. DH: "tsy nanidy izany tao anaty valany ny tompony"

tsy maintsy hanonitra omby ho solon'ny omby izy

Ny tompon'ny omby izay namono dia tsy maintsy manome omby ho an'ilay olona izay namoy ny ombiny. Izany dia afaka ambara mazava ao amin'ny fandikan-teny. DH: "ny tompon'ny omby izay namono dia tsy maintsy hanome omby velona ho an'ny tompon'ny omby izay maty"