plt_tn/exo/21/28.md

24 lines
721 B
Markdown

# manoto
"mandratra amin'ny tandroka"
# tsy maintsy ho toraham-bato ilay omby
DH: "tsy maintsy torahanao vato ho faty ilay omby"
# ny nofony dia tsy azo hohanina
DH: "tsy azonao hohanina ny nofon'izany"
# tsy ho meloka tompon'ilay omby
DH: "aza omenao tsiny ny tompon'ny omby"
# tsy maintsy hovonoina koa ny tompony
DH: "tsy maintsy vonoinao ihany koa ny tompon'izany"
# Raha takiana ny fandoavana vola ho solon'ny ainy
Raha afaka mandoa onitra mba hanavotana ny ainy ny tompon'ny omby, dia tsy maintsy handoa izay rehetra tapak'ireo mpitsara izy. DH: "raha afaka mandoa onitra ny tompon'ny omby mba hanavotana ny ainy, tsy maintsy handoa ny fatra feno izay lazain'ny mpitsara fa tsy maintsy aloany izy" (UDB)