plt_tn/exo/21/28.md

721 B

manoto

"mandratra amin'ny tandroka"

tsy maintsy ho toraham-bato ilay omby

DH: "tsy maintsy torahanao vato ho faty ilay omby"

ny nofony dia tsy azo hohanina

DH: "tsy azonao hohanina ny nofon'izany"

tsy ho meloka tompon'ilay omby

DH: "aza omenao tsiny ny tompon'ny omby"

tsy maintsy hovonoina koa ny tompony

DH: "tsy maintsy vonoinao ihany koa ny tompon'izany"

Raha takiana ny fandoavana vola ho solon'ny ainy

Raha afaka mandoa onitra mba hanavotana ny ainy ny tompon'ny omby, dia tsy maintsy handoa izay rehetra tapak'ireo mpitsara izy. DH: "raha afaka mandoa onitra ny tompon'ny omby mba hanavotana ny ainy, tsy maintsy handoa ny fatra feno izay lazain'ny mpitsara fa tsy maintsy aloany izy" (UDB)