plt_tn/exo/21/22.md

579 B

afa-jaza izy

"maty ao am-bohoka ny zanany" na "teraka aloha loatra ny zanany dia maty"

tsy maintsy mandoa onitra...ilay lehilahy meloka

DH: "tsy maintsy hampandoa onitra amin'ilay meloka ianao" na "tsy maintsy handoa onitra ilay lehilahy meloka"

famaritan'ny mpitsara

"izay tapak'ireo mpitsara"

tsy maintsy manome aina ho solon'ny aina, maso ho solon'ny maso

Izany dia midika fa raha maratra izy, dia ilay olona izay nandratra azy dia tsy maintsy ratraina toy izany koa. DH: "tsy maintsy manome ny ainy ho solon'ny ain-dravehivavy izy, ny maso ho solon'ny masony"