forked from WA-Catalog/plt_tn
16 lines
579 B
Markdown
16 lines
579 B
Markdown
|
# afa-jaza izy
|
||
|
|
||
|
"maty ao am-bohoka ny zanany" na "teraka aloha loatra ny zanany dia maty"
|
||
|
|
||
|
# tsy maintsy mandoa onitra...ilay lehilahy meloka
|
||
|
|
||
|
DH: "tsy maintsy hampandoa onitra amin'ilay meloka ianao" na "tsy maintsy handoa onitra ilay lehilahy meloka"
|
||
|
|
||
|
# famaritan'ny mpitsara
|
||
|
|
||
|
"izay tapak'ireo mpitsara"
|
||
|
|
||
|
# tsy maintsy manome aina ho solon'ny aina, maso ho solon'ny maso
|
||
|
|
||
|
Izany dia midika fa raha maratra izy, dia ilay olona izay nandratra azy dia tsy maintsy ratraina toy izany koa. DH: "tsy maintsy manome ny ainy ho solon'ny ain-dravehivavy izy, ny maso ho solon'ny masony"
|