plt_tn/exo/21/05.md

20 lines
307 B
Markdown

# miteny mazava tsara
"milaza mazava"
# tsy handeha am-pahalalahana aho
"Tsy tiako hanafaka ahy ny tompoko"
# tevehin'ny tompony ny sofiny
"mandavaka ny sofiny"
# haolo
fitaovana maranitra nampiasaina handavahana
# mandra-pahatapitry ny ainy
"mandra-pahatapitry ny fiainany" na "mandra-pahafatiny"