# miteny mazava tsara "milaza mazava" # tsy handeha am-pahalalahana aho "Tsy tiako hanafaka ahy ny tompoko" # tevehin'ny tompony ny sofiny "mandavaka ny sofiny" # haolo fitaovana maranitra nampiasaina handavahana # mandra-pahatapitry ny ainy "mandra-pahatapitry ny fiainany" na "mandra-pahafatiny"