plt_tn/exo/18/09.md

4 lines
214 B
Markdown

# tanan'ny Egyptiana...tanan'i Farao
Ny tanana dia manondro ny fahefan'ny olona hanao zavatra. DH: "ny fahefan'ireo Egyptiana...fahefan'i Farao" na "izay nataon'ireo Egyptiana anareo...izay nataon'i Farao anareo"