plt_tn/exo/18/09.md

214 B

tanan'ny Egyptiana...tanan'i Farao

Ny tanana dia manondro ny fahefan'ny olona hanao zavatra. DH: "ny fahefan'ireo Egyptiana...fahefan'i Farao" na "izay nataon'ireo Egyptiana anareo...izay nataon'i Farao anareo"