plt_tn/exo/18/07.md

554 B

niankohoka izy, ary nanoroka azy

Ireo fihetsika famantarana ireo dia fomba mahazatra izay nanehoan'ny olona fanajana lehibe sy fanolora-tena ao amin'izany fomba fanao izany.

nohon'ny amin'ny Israely

Ny teny hoe "Israely'' dia manondro ny vahoakan'i Israelita. DH: ''mba hanampiana ny vahoakan'ny Israelita"

ireo ady sarotra rehetra nanjo azy

Soratan'i Mosesy toy ny hoe tonga tamin'izy ireo ny ady sarotra nitranga tamin'izy ireo. DH: "ireo ady sarotra rehetra izay nitranga tamin'izy ireo" na "ireo ady sarotra rehetra izay niainan'izy ireo"