plt_tn/exo/18/07.md

12 lines
554 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# niankohoka izy, ary nanoroka azy
Ireo fihetsika famantarana ireo dia fomba mahazatra izay nanehoan'ny olona fanajana lehibe sy fanolora-tena ao amin'izany fomba fanao izany.
# nohon'ny amin'ny Israely
Ny teny hoe "Israely'' dia manondro ny vahoakan'i Israelita. DH: ''mba hanampiana ny vahoakan'ny Israelita"
# ireo ady sarotra rehetra nanjo azy
Soratan'i Mosesy toy ny hoe tonga tamin'izy ireo ny ady sarotra nitranga tamin'izy ireo. DH: "ireo ady sarotra rehetra izay nitranga tamin'izy ireo" na "ireo ady sarotra rehetra izay niainan'izy ireo"