plt_tn/exo/16/04.md

28 lines
791 B
Markdown

# Handatsaka mofo avy any an-danitra ho anareo Aho
Resahin'Andriamanitra toy ny hoe nanorana ny fidinan'ny sakafo avy any an-danitra. DH: ''Hampidina mofo avy any an-danitra tahaka ny orana Aho" na "Handatsaka mofo avy any an-danitra Aho"
# mofo
Resahin'Andriamanitra toy ny hoe mofo ny sakafo izay halefany. Hihinana izany sakafo izany isan'andro ireo Israelita, tahaka ny nihinanan'izy ireo mofo isan'andro talohan'izany. DH: "sakafo" na "sakafo tahaka ny mofo"
# handeha araka ny lalàko
Resahin'Andriamanitra toy ny hoe mandeha amin'izany ny fankatoavana ny lalàny"
# lalàko
"didiko"
# Ary amin'ny andro fahenina, izy ireo
"Hitranga izany amin'ny andro fahaenina izay" na "amin'ny andro fahaenina izy ireo
# andro fahenina
"amin'ny andro faha-6"
# indroa
"indroa mandeha"