# Handatsaka mofo avy any an-danitra ho anareo Aho Resahin'Andriamanitra toy ny hoe nanorana ny fidinan'ny sakafo avy any an-danitra. DH: ''Hampidina mofo avy any an-danitra tahaka ny orana Aho" na "Handatsaka mofo avy any an-danitra Aho" # mofo Resahin'Andriamanitra toy ny hoe mofo ny sakafo izay halefany. Hihinana izany sakafo izany isan'andro ireo Israelita, tahaka ny nihinanan'izy ireo mofo isan'andro talohan'izany. DH: "sakafo" na "sakafo tahaka ny mofo" # handeha araka ny lalàko Resahin'Andriamanitra toy ny hoe mandeha amin'izany ny fankatoavana ny lalàny" # lalàko "didiko" # Ary amin'ny andro fahenina, izy ireo "Hitranga izany amin'ny andro fahaenina izay" na "amin'ny andro fahaenina izy ireo # andro fahenina "amin'ny andro faha-6" # indroa "indroa mandeha"