plt_tn/exo/15/16.md

685 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra:

Manohy mihira momba ny fomba hianjeran'ny olona sy ireo firenena hafa rehefa mahita ny Andriamanitry ny vahoaka i Mosesy.

Ny horohoro sy ny tahotra dia hianjera amin'izy ireo

Ireo teny roa ireo dia midika fa hilatsaka amin'izy ireo ny tahotra. DH: "Ho tonga aminareo ny tahotra"

tahotra

Ny tahotra dia horohoro be na fitaintainana momba ny zavatra izay hitranga na mety hitranga.

Noho ny herin'ny sandrinao

Ny sandrin'Andriamanitra dia manondro ny haben'ny heriny. DH: "Noho ny haben'ny herinao"

hanjary hijanona tahaka ny vato

Iroe mety ho heviny dia 1) "Hangina tahaka ny vato izy ireo" na 2) "Tsy hihetsika toy ny vato izy ireo"