plt_tn/exo/15/16.md

20 lines
685 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampifandraisana ny foto-kevitra:
Manohy mihira momba ny fomba hianjeran'ny olona sy ireo firenena hafa rehefa mahita ny Andriamanitry ny vahoaka i Mosesy.
# Ny horohoro sy ny tahotra dia hianjera amin'izy ireo
Ireo teny roa ireo dia midika fa hilatsaka amin'izy ireo ny tahotra. DH: "Ho tonga aminareo ny tahotra"
# tahotra
Ny tahotra dia horohoro be na fitaintainana momba ny zavatra izay hitranga na mety hitranga.
# Noho ny herin'ny sandrinao
Ny sandrin'Andriamanitra dia manondro ny haben'ny heriny. DH: "Noho ny haben'ny herinao"
# hanjary hijanona tahaka ny vato
Iroe mety ho heviny dia 1) "Hangina tahaka ny vato izy ireo" na 2) "Tsy hihetsika toy ny vato izy ireo"