plt_tn/exo/15/12.md

513 B

tananao ankavanana

Ny andianteny hoe "tanana ankavanana'' dia manondro ny fahefana maherin'Andriamanitra. DH: "tamin'ny fahefanao mahery"

Naninjitra ny tananao ankavanana Ianao

I Mosesy dia miresaka momba an'Andriamanitra izay nampisy zavatra hitranga toy ny hoe naninjitra ny tanany Andriamanitra. DH: "Tamin'ny fahefanao mahery no nampitranganao izany"

nitelina azy ireo ny tany

Noharin'i Mosesy toy ny olona tahaka ny hoe mitelina na mihinana amin'ny vavany ny tany. DH: "nitelina azy ireo ny tany"