# tananao ankavanana Ny andianteny hoe "tanana ankavanana'' dia manondro ny fahefana maherin'Andriamanitra. DH: "tamin'ny fahefanao mahery" # Naninjitra ny tananao ankavanana Ianao I Mosesy dia miresaka momba an'Andriamanitra izay nampisy zavatra hitranga toy ny hoe naninjitra ny tanany Andriamanitra. DH: "Tamin'ny fahefanao mahery no nampitranganao izany" # nitelina azy ireo ny tany Noharin'i Mosesy toy ny olona tahaka ny hoe mitelina na mihinana amin'ny vavany ny tany. DH: "nitelina azy ireo ny tany"