plt_tn/exo/15/02.md

16 lines
573 B
Markdown

# Yaveh no tanjako
Ireo mety ho dikany dia 1) "Yaveh no Ilay izay manome hery ho Ahy" na 2) "Yaveh dia ilay mahery izay miaro ahy."
# sy hirako
Antsoin'i Mosesy hoe hirany i Yaveh satria Yaveh no Iray izay hirainy. DH: "ary Ilay izay hiraiko"
# efa nanjary famonjena ahy Izy
Antsoin'i Mosesy hoe famonjena azy Andriamanitra satria namonjy azy Andriamanitra. DH: "efa namonjy ahy Izy" na "Izy no Ilay izay manavotra Ahy"
# Yaveh dia mpiady
Antsoin'i Mosesy hoe mpiady Andriamanitra satria niady mafy tamin'ireo Egyptiana ka nandresy. DH: "Yaveh dia tahaka ny mpiady"