# Yaveh no tanjako Ireo mety ho dikany dia 1) "Yaveh no Ilay izay manome hery ho Ahy" na 2) "Yaveh dia ilay mahery izay miaro ahy." # sy hirako Antsoin'i Mosesy hoe hirany i Yaveh satria Yaveh no Iray izay hirainy. DH: "ary Ilay izay hiraiko" # efa nanjary famonjena ahy Izy Antsoin'i Mosesy hoe famonjena azy Andriamanitra satria namonjy azy Andriamanitra. DH: "efa namonjy ahy Izy" na "Izy no Ilay izay manavotra Ahy" # Yaveh dia mpiady Antsoin'i Mosesy hoe mpiady Andriamanitra satria niady mafy tamin'ireo Egyptiana ka nandresy. DH: "Yaveh dia tahaka ny mpiady"