plt_tn/exo/14/26.md

16 lines
620 B
Markdown

# Hoy Yaveh tamin'i Mosesy: "Ahinjiro eo amin'ny ranomasina ny tananao...ary ireo mpitaingin-tsoavaliny ny rano"
DH: "Notenin'i Yaveh mba haninjitra ny tanany amin'ny ranomasina i Mosesy mba hiverina amin'ireo Egyptiana; ny kalesin'izy ireo, ary ny mpitaingin-tsoavaliny ny rano."
# hiverina
"hianjera amin'ny"
# Nandositra tao amin'ny ranomasina ireo Egyptiana
Satria nikatona teo an-tampon'ireo Egyptiana ny ranomasina, raha tokony nandositra, dia nihazakazaka nankao an-dranomasina indray aza izy ireo.
# nosintonin'i Yaveh ireo Egyptiana
"natosik'i Yaveh ireo Egyptiana" na ''natsipin'i Yaveh ireo Egyptiana"