plt_tn/exo/14/26.md

620 B

Hoy Yaveh tamin'i Mosesy: "Ahinjiro eo amin'ny ranomasina ny tananao...ary ireo mpitaingin-tsoavaliny ny rano"

DH: "Notenin'i Yaveh mba haninjitra ny tanany amin'ny ranomasina i Mosesy mba hiverina amin'ireo Egyptiana; ny kalesin'izy ireo, ary ny mpitaingin-tsoavaliny ny rano."

hiverina

"hianjera amin'ny"

Nandositra tao amin'ny ranomasina ireo Egyptiana

Satria nikatona teo an-tampon'ireo Egyptiana ny ranomasina, raha tokony nandositra, dia nihazakazaka nankao an-dranomasina indray aza izy ireo.

nosintonin'i Yaveh ireo Egyptiana

"natosik'i Yaveh ireo Egyptiana" na ''natsipin'i Yaveh ireo Egyptiana"