plt_tn/exo/13/17.md

296 B

teo akaiky teo

"akaikin'izay nipetrahan'izy ireo"

hiova hevitra ireo vahoaka...ary...hiverina any Egypta

Satria niaina tao anatin'ny fanandevozana tamin'ny androny rehetra ireo Israelita, dia zatra filaminana kokoa izy ireo noho ny ady ka hiverina any amin'ny fanandevozana fa tsy hiady.