plt_tn/exo/13/17.md

8 lines
296 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# teo akaiky teo
"akaikin'izay nipetrahan'izy ireo"
# hiova hevitra ireo vahoaka...ary...hiverina any Egypta
Satria niaina tao anatin'ny fanandevozana tamin'ny androny rehetra ireo Israelita, dia zatra filaminana kokoa izy ireo noho ny ady ka hiverina any amin'ny fanandevozana fa tsy hiady.