plt_tn/exo/12/45.md

319 B

Ny sakafo dia tsy maintsy hohanina ao an-trano

DH: "Ny fianakaviana Israelita dia tsy maintsy hihinana sakafo ao an-trano iray"

ary tsy tokony hanapaka taolana amin'izany mihitsy

"aza tapahinao ny taolan'izany rehetra. "Eto ny teny hoe "izany" dia manondro ny zanak'ondry izay nohanin'ny fianakaviana Israelita.