# Ny sakafo dia tsy maintsy hohanina ao an-trano DH: "Ny fianakaviana Israelita dia tsy maintsy hihinana sakafo ao an-trano iray" # ary tsy tokony hanapaka taolana amin'izany mihitsy "aza tapahinao ny taolan'izany rehetra. "Eto ny teny hoe "izany" dia manondro ny zanak'ondry izay nohanin'ny fianakaviana Israelita.