plt_tn/exo/12/43.md

236 B

tsy misy vahiny manana anjara amin'ny fihinanana izany

Ny mpisolo-tena "izany'' dia manondro ny sakafon'ny Paska.

andevon'ny Israelita rehetra

"mpanompon'ny Israelita"

izay novidiam-bola

DH: "izay novidian'ny Israelita vola"