# tsy misy vahiny manana anjara amin'ny fihinanana izany Ny mpisolo-tena "izany'' dia manondro ny sakafon'ny Paska. # andevon'ny Israelita rehetra "mpanompon'ny Israelita" # izay novidiam-bola DH: "izay novidian'ny Israelita vola"