plt_tn/exo/12/41.md

323 B

antoko tafik'i Yaveh

Io dia manondro ireo fokon'Israely. Jereo ny nandikanao ny hoe "antoko tafika" ao amin'ny 12:17.

tokony ho tandreman'ireo Israelita rehetra

DH: "izay tandreman'ireo Israelita"

ireo Israelita rehetra hatramin'ny taranaky ny vahoakan'izy ireo

"ireo Israelita rehetra sy ireo taranaka rehetra"