# antoko tafik'i Yaveh Io dia manondro ireo fokon'Israely. Jereo ny nandikanao ny hoe "antoko tafika" ao amin'ny 12:17. # tokony ho tandreman'ireo Israelita rehetra DH: "izay tandreman'ireo Israelita" # ireo Israelita rehetra hatramin'ny taranaky ny vahoakan'izy ireo "ireo Israelita rehetra sy ireo taranaka rehetra"