plt_tn/exo/12/29.md

734 B

sasak'alina

"amin'ny manasaka ny alina''

ny voalohan-teraka rehetra tao amin'ny tany Egypta...voalohan-teraky ny biby fiompy rehetra

Eto, ny hoe "lahimatoa" dia manondro mandrakariva ny zanakalahy zokiny indrindra. Jereo ny nandikanao izany andianteny izany ihany ao amin'ny 11:4.

nipetraka teo amin'ny seza fiandrianany

Izany dia manondro an'i Farao.

lahimatoan'ilay olona tany an-tranomaizina

"ny lahimatoan'ny olona ao an-tranomaizina.'' Izany dia manondro ireo voafonja, amin'ny ankapobeny, fa tsy ny olona voafaritra ao an-tranomaizina.

Nisy fitomaniana mafy tao Egypta

DH: "nitomany mafy ireo Egyptiana rehetra"

satria tsy nisy trano izay tsy nisy maty tao anatiny

DH: "satria nisy olona maty isan-trano"