# sasak'alina "amin'ny manasaka ny alina'' # ny voalohan-teraka rehetra tao amin'ny tany Egypta...voalohan-teraky ny biby fiompy rehetra Eto, ny hoe "lahimatoa" dia manondro mandrakariva ny zanakalahy zokiny indrindra. Jereo ny nandikanao izany andianteny izany ihany ao amin'ny 11:4. # nipetraka teo amin'ny seza fiandrianany Izany dia manondro an'i Farao. # lahimatoan'ilay olona tany an-tranomaizina "ny lahimatoan'ny olona ao an-tranomaizina.'' Izany dia manondro ireo voafonja, amin'ny ankapobeny, fa tsy ny olona voafaritra ao an-tranomaizina. # Nisy fitomaniana mafy tao Egypta DH: "nitomany mafy ireo Egyptiana rehetra" # satria tsy nisy trano izay tsy nisy maty tao anatiny DH: "satria nisy olona maty isan-trano"