plt_tn/exo/12/03.md

359 B

Raha vitsy loatra ka tsy hahalany zanak'ondry iray ny fianakaviana

Izany dia midika fa vitsy ny olona ao amin'ny fianakaviana mba hihinana zanak'ondry iray. DH: "Raha vitsy ny olona ao amin'ny tokantrano mba hihinana zanak'ondry iray"

ny lehilahy sy ny mpiray vody rindrina aminy

Eto ny hoe "lehilahy" dia manondro lehilahy izay lohan'ny fianakaviana.