plt_tn/exo/12/03.md

8 lines
359 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Raha vitsy loatra ka tsy hahalany zanak'ondry iray ny fianakaviana
Izany dia midika fa vitsy ny olona ao amin'ny fianakaviana mba hihinana zanak'ondry iray. DH: "Raha vitsy ny olona ao amin'ny tokantrano mba hihinana zanak'ondry iray"
# ny lehilahy sy ny mpiray vody rindrina aminy
Eto ny hoe "lehilahy" dia manondro lehilahy izay lohan'ny fianakaviana.