plt_tn/exo/09/05.md

24 lines
579 B
Markdown

# nanendry fotoana
"fotoana voatondro" na "fotoana voatendry"
# maty ny biby fiompin'i Egypta rehetra
Io dia hitatra mba hanindriana ny halozan'ny zava-nitranga. DH: "biby fiompin'i Egypta marobe no maty"
# biby fiompin'i Egypta
Eto ny hoe "Egypta'' dia manondro ny vahoakan'i Egypta. DH: "biby fiompy izay an'ny vahoakan'i Egypta"
# Nanadihady i Farao
Nanangom-baovao momba ny zava-nitranga i Farao.
# indro
Ny teny hoe "indro'' eto dia maneho fa gaga noho izay hitany i Farao.
# mafy fo izy
Eto ny hoe "fo" dia manondro an'i Farao. DH: "nandà ny hiova hevitra izy"