plt_tn/exo/09/05.md

579 B

nanendry fotoana

"fotoana voatondro" na "fotoana voatendry"

maty ny biby fiompin'i Egypta rehetra

Io dia hitatra mba hanindriana ny halozan'ny zava-nitranga. DH: "biby fiompin'i Egypta marobe no maty"

biby fiompin'i Egypta

Eto ny hoe "Egypta'' dia manondro ny vahoakan'i Egypta. DH: "biby fiompy izay an'ny vahoakan'i Egypta"

Nanadihady i Farao

Nanangom-baovao momba ny zava-nitranga i Farao.

indro

Ny teny hoe "indro'' eto dia maneho fa gaga noho izay hitany i Farao.

mafy fo izy

Eto ny hoe "fo" dia manondro an'i Farao. DH: "nandà ny hiova hevitra izy"