plt_tn/exo/09/01.md

24 lines
1019 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Manohy miresaka amin'i Mosesy momba ny amin'i Farao sy ny hitondrana ny vahoaka Hebreo hivoaka an'i Egypta i Yaveh.
# Fa raha mandà ny hamela azy ireo handeha ianao, raha mbola mitazona azy ireo ianao
Ireo andian-teny roa ireo dia midika zavatra mitovy amin'ny ankapobeny. Ireo dia hanindriana amin'i Farao izay hiseho raha manao izany i Farao. DH: "raha mbola mandà ny hamela azy ireo handeha ianao" (UDB)
# dia ho eo amin'ny biby fiompinao ny tanan'i Yaveh
Ny teny hoe "tanana" eto dia manondro ny herin'i Yaveh mba hampaory ireo biby amin'ny aretina. DH: "dia hampaory ny biby fiompinao ny herin'i Yaveh"
# amin'ny biby fiompinao
Ny teny hoe "-nao" eto dia manondro ny vahoakan'i Egypta rehetra izay nanana biby fiompy.
# biby fiompin'i Israely
Eto ny hoe "Israely'' dia manondro ny vahoakan'Israely. DH: "ny biby fiompin'ny vahoakan'Israely"
# biby fiompin'i Egypta
Eto ny hoe "Egypta" dia manondro ny vahoakan'i Egypta. DH: "ny biby fiompin'ny vahoakan'i Egypta"