plt_tn/exo/08/18.md

378 B

Tanan'Andriamanitra izao

Ny teny hoe "rantsan-tanan'Andriamanitra" dia manondro ny herin'Andriamanitra. DH: "Izany dia herin'ny asan'Andriamanitra"

nihamafy kosa ny fon'i Farao

Eto ny hoe "fo" dia manondro an'i Farao. Ny fihetsiny feno hamafisan-doha dia resahina toy ny hoe mafy ny fony. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 7:11. DH: ''Nanjary nanohitra kokoa i Farao"