forked from WA-Catalog/plt_tn
8 lines
378 B
Markdown
8 lines
378 B
Markdown
|
# Tanan'Andriamanitra izao
|
||
|
|
||
|
Ny teny hoe "rantsan-tanan'Andriamanitra" dia manondro ny herin'Andriamanitra. DH: "Izany dia herin'ny asan'Andriamanitra"
|
||
|
|
||
|
# nihamafy kosa ny fon'i Farao
|
||
|
|
||
|
Eto ny hoe "fo" dia manondro an'i Farao. Ny fihetsiny feno hamafisan-doha dia resahina toy ny hoe mafy ny fony. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 7:11. DH: ''Nanjary nanohitra kokoa i Farao"
|