plt_tn/exo/07/03.md

641 B

hanamafy ny fon'i Farao

Eto ny hoe "fo" dia manondro an'i Farao. Ny fihetsiny feno hamafisan-doha dia resahina toy ny hoe mafy ny fony. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 4: 21. DH: ''hahatonga an'i Farao ho mafy loha"

famantarana maro...fahagagana maro

Ny teny hoe ''famantarana'' na "fahagagana" dia midika zavatra mitovy amin'ny ankapobeany. Mampiasa ireo Andriamanitra mba hanindriana ny fahalebiazan'izay hataony amin'i Egypta.

hametraka ny tanako ao...hanatsotra ny tanako amin'ny

Ny teny hoe "tanako" dia manondro ny halebiazan'ny herin'Andriamanitra. DH: "ampiasa ny heriko hanohitra...haneho ny asako mahery hanohitra"