# hanamafy ny fon'i Farao Eto ny hoe "fo" dia manondro an'i Farao. Ny fihetsiny feno hamafisan-doha dia resahina toy ny hoe mafy ny fony. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 4: 21. DH: ''hahatonga an'i Farao ho mafy loha" # famantarana maro...fahagagana maro Ny teny hoe ''famantarana'' na "fahagagana" dia midika zavatra mitovy amin'ny ankapobeany. Mampiasa ireo Andriamanitra mba hanindriana ny fahalebiazan'izay hataony amin'i Egypta. # hametraka ny tanako ao...hanatsotra ny tanako amin'ny Ny teny hoe "tanako" dia manondro ny halebiazan'ny herin'Andriamanitra. DH: "ampiasa ny heriko hanohitra...haneho ny asako mahery hanohitra"