plt_tn/exo/06/02.md

272 B

nisehoako tamin'i Abrahama, Isaka ary Jakoba

"Niseho tamin'i Abrahama, tamin'i Isaka, ary tamin'i Jakoba Aho"

tsy nahalala Ahy izy ireo

DH: "Tsy fantatr'izy ireo Aho"

fitarainana

Izany dia midika hoe manao feo mampalahelo noho ny fanaintainana sy ny fijaliana.