# nisehoako tamin'i Abrahama, Isaka ary Jakoba "Niseho tamin'i Abrahama, tamin'i Isaka, ary tamin'i Jakoba Aho" # tsy nahalala Ahy izy ireo DH: "Tsy fantatr'izy ireo Aho" # fitarainana Izany dia midika hoe manao feo mampalahelo noho ny fanaintainana sy ny fijaliana.