plt_tn/exo/05/12.md

675 B

ny tany Egypta manontolo

Io dia hitatra nampiasaina mba hanehoana ny ezaka mihoatra nataon'ny Israely mba hanefa ireo fangatahan'i Farao. DH: "toerana midadasika"

mpampiasa

"mpitarika mpanompo" Ireo dia Egyptiana izay ny asany dia ny manery ireo Israelita hiasa mafy. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 1: 11.

vodivary

Ny ampahan'ny hazo izay tavela taorian'ny fijinjana.

Nahoana ianareo no tsy namokatra ny biriky rehetra izay notakiana taminareo...taloha?

Nampiasa io fanontaniana io ireo mpampiasa mba hanehoana fa tezitra noho ny tsy fahampian'ny biriky izy ireo. DH: "Tsy ampy ny biriky vokarinareo, na omaly na androany, tahaka ny nataonareo taloha! "