plt_tn/exo/05/12.md

16 lines
675 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# ny tany Egypta manontolo
Io dia hitatra nampiasaina mba hanehoana ny ezaka mihoatra nataon'ny Israely mba hanefa ireo fangatahan'i Farao. DH: "toerana midadasika"
# mpampiasa
"mpitarika mpanompo" Ireo dia Egyptiana izay ny asany dia ny manery ireo Israelita hiasa mafy. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 1: 11.
# vodivary
Ny ampahan'ny hazo izay tavela taorian'ny fijinjana.
# Nahoana ianareo no tsy namokatra ny biriky rehetra izay notakiana taminareo...taloha?
Nampiasa io fanontaniana io ireo mpampiasa mba hanehoana fa tezitra noho ny tsy fahampian'ny biriky izy ireo. DH: "Tsy ampy ny biriky vokarinareo, na omaly na androany, tahaka ny nataonareo taloha! "