plt_tn/exo/05/10.md

550 B

mpampiasa

"mpitarika mpanompo" Ireo dia Egyptiana izay ny asany dia ny manery ireo Israelita hiasa mafy. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 1: 11.

Tsy hanome mololo ho anareo intsony aho...haka mololo na aiza na aiza ahitanareo izany

Ny teny hoe "ianareo" ao amin'ireo andininy ireo dia manondro ireo vahoakan'Israely.

Aoka ianareo ihany no handeha

Eto ny hoe "ianareo ihany" dia manindry fa tsy hanampy azy ireo intsony ireo Egyptiana.

tsy hihena ny asanareo

DH: "tsy maintsy hanao ny isan'ny biriky tahaka ny taloha ihany ianareo"