plt_tn/exo/05/10.md

16 lines
550 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# mpampiasa
"mpitarika mpanompo" Ireo dia Egyptiana izay ny asany dia ny manery ireo Israelita hiasa mafy. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 1: 11.
# Tsy hanome mololo ho anareo intsony aho...haka mololo na aiza na aiza ahitanareo izany
Ny teny hoe "ianareo" ao amin'ireo andininy ireo dia manondro ireo vahoakan'Israely.
# Aoka ianareo ihany no handeha
Eto ny hoe "ianareo ihany" dia manindry fa tsy hanampy azy ireo intsony ireo Egyptiana.
# tsy hihena ny asanareo
DH: "tsy maintsy hanao ny isan'ny biriky tahaka ny taloha ihany ianareo"