plt_tn/exo/04/24.md

20 lines
567 B
Markdown

# nihaona tamin'i Mosesy ary nikasa hamono azy Yaveh
Izany dia mety satria tsy namora ny zanany i Mosesy
# Zipora
Io dia anaran'ny vadin'i Mosesy.
# fiharatra vato
Izany dia antsy izay vato maranitra ny zarany.
# tamin'ny tongony
Ny teny hoe ''tongotra'' eto dia mety hoe fomba mihaja kokoa hanondrona ny faritra ara-pananahana amin'ny vatana.
# vady amin'ny alalan'ny rà amiko ianao
Ny dikan'ity sarinteny ity dia tsy mazava. Mety fiteny malaza amin'ny fomba izany. DH: "nifandray tamiko tamin'ny alalan'ity rà ity ianao'' na ''vadiko noho ny rà ianao''