plt_tn/exo/03/19.md

982 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Manohy miresaka amin'i Mosesy Andriamanitra.

raha tsy hoterena ny tanany

Ny teny hoe ''tanana'' dia sariteny amin'ny fahefan'ny tanana. Ireo mety ho heviny dia 1) '''raha hitany fotsiny ihany fa tsy manam-pahefana hanao zavatra hafa izy'' (jereo ny UDB), izay an'i Farao ny ''tanana''; izay an'i Yaveh ny ''tanana'', 2) ''raha tereko fotsiny ihany izy mba hamela anareo handeha'' na 3) ''fa na dia hotereko aza izy mba hamela anareo handeha.''

Haninjitra ny tanako Aho ary hanafika

Eto ny ''tanana'' dia manondro ny fahefan'Andriamanitra. DH: ''Hanafika amin-kery Aho''

tsy handeha amin'ny tanam-polo

Ny teny hoe ''tanam-polo'' dia nampiasaina mba hanindry ny hevitra mifanohitra. DH: ''handeha amin'ny tanana feno zava-tsoa'' na ''handeha miaraka amin'ireo zava-tsarobidy''

izay vehivavy rehetra mitoetra ao an-tranon'ireo mpiara-monina aminy

''ny vehivavy Egyptiana dia mipetraka ao an-tranon'ireo mpiara-monina Egyptiana''