# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Manohy miresaka amin'i Mosesy Andriamanitra. # raha tsy hoterena ny tanany Ny teny hoe ''tanana'' dia sariteny amin'ny fahefan'ny tanana. Ireo mety ho heviny dia 1) '''raha hitany fotsiny ihany fa tsy manam-pahefana hanao zavatra hafa izy'' (jereo ny UDB), izay an'i Farao ny ''tanana''; izay an'i Yaveh ny ''tanana'', 2) ''raha tereko fotsiny ihany izy mba hamela anareo handeha'' na 3) ''fa na dia hotereko aza izy mba hamela anareo handeha.'' # Haninjitra ny tanako Aho ary hanafika Eto ny ''tanana'' dia manondro ny fahefan'Andriamanitra. DH: ''Hanafika amin-kery Aho'' # tsy handeha amin'ny tanam-polo Ny teny hoe ''tanam-polo'' dia nampiasaina mba hanindry ny hevitra mifanohitra. DH: ''handeha amin'ny tanana feno zava-tsoa'' na ''handeha miaraka amin'ireo zava-tsarobidy'' # izay vehivavy rehetra mitoetra ao an-tranon'ireo mpiara-monina aminy ''ny vehivavy Egyptiana dia mipetraka ao an-tranon'ireo mpiara-monina Egyptiana''